Til Madagaskarvenner,

Vi vil invitere deg/dere til nyttårsgudstjeneste på gassisk/norsk.

Sted: Stokka kirke

Dato: Lørdag 25 januar 2020, kl. 16.30.

Vi skal spise sammen etter gudstjenesten. Du kan ta med varm mat, kake, drikke, m.m.

Det blir oversettelse til gassisk/norsk.

Ta med venner og familie!

Vennlig hilsen,

Komité for gudstjenesten

Kontaktperson: Rivoniaina Razakandriana, email: rivo04mhs@gmail.com / Mobil: 40406032

 

Ho antsika tapaka sy namana rehetra!

Faly manasa antsika rehetra hanatrika ny Fiaraha-mivavaka karakarain’ny Malagasy eto Stavanger.

Daty sy ora: Asabotsy 25 Janoary2020, amin’ny 5 ora hariva

Toerana:  «Kampen kirke» Stavanger akaikin’ny Foibe NMS.

Fandaharam-potoana:

–  Fotoam-pivavahana ho an’ny fianakaviana (ankizy, tanora, lehibe) sy ny Sakaizan’i Madagasikara.

– Hisy Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo

– Fitondrana am-bavaka ny firenena malagasy sy ny Taom-pianarana vaovao.

– Fiarahana misakafo:  Samy mitondra sakafo isam-pianakaviana. Tsara raha misy dite sy kafe. Ny zavatra hosotroina dia efa misy.

Hisy fandikana amin’ny teny Norveziana sy Malagasy.

Ny Komity

Kontaktperson: Rivoniaina Razakandriana, email: rivo04mhs@gmail.com / Mobil: 40406032